<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 23:1 | And in the seventh year |
Ary tamin' ny taona fahafito Joiada nitombo hery ka nanao fanekena tamin' ny mpifehy zato, dia Azaria, zanak' i Jerohama, sy Isimaela, zanak' i Johanana, sy Azaria, zanak' i Obeda, sy Mahaseia, zanak' i Adaia, ary Elisafata, zanak' 1 Zikry. | Tamin' ny taona fahafito, rahefa niha-nahery Joiadà dia nalainy ho mpikambana aminy ny tompon-jato Azariasa zanak' i Jerohama, Ismaela zanak' i Johanàna, Azariasa zanak' i Obeda, Maasiasa zanak' i Adaiasa, ary Elisafata zanak' i Zekrì. | La septième année, |