<-
->

2Tt / 2Tan 23:9 Moreover Jehoiada the priest delivered to the captains of hundreds spears, and bucklers, and shields, that had been king David' s, which were in the house of God. Ary nomen' i Joiada mpisorona ho an' ny mpifehy zato ny lefona sy ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, izay an' i Davida mpanjaka ka tao an-tranon' Andriamanitra. Natolotr' i Joiadà mpisorona an' ireo tompon-jato avokoa ny lefona aman' ampinga nananan' i Davida mpanjaka, hita tao an-tranon' Andriamanitra, na ny lehibe na ny kely. Puis le prêtre donna aux centeniers les lances, les rondaches et les boucliers du roi David, qui étaient dans le Temple de Dieu.