<-
->

2Tt / 2Tan 24:17 Now after the death of Jehoiada came the princes of Judah, and made obeisance to the king. Then the king hearkened unto them. Ary rehefa maty Joiada, dia avy Ireo mpanapaka ny Joda ka niankohoka teo anatrehan' ny mpanjaka. Dia nihaino azy ny mpanjaka. Nony maty Joiadà tonga niankohoka teo anatrehan' ny mpanjaka, ny lehibe tamin' i Jodà, ka nihaino azy ireo ny mpanjaka, Après la mort de Yehoyada, les officiers de Juda vinrent se prosterner devant le roi, et cette fois le roi les écouta.