<-
->

2Tt / 2Tan 24:23 And it came to pass at the end of the year, that the host of Syria came up against him: and they came to Judah and Jerusalem, and destroyed all the princes of the people from among the people, and sent all the spoil of them unto the king of Damascus. Ary nony efa niherina ny taona, dia avy ny miaramilan' i Syria hiady taminy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema izy, ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin' ny olona, ary nampitondrainy ho any amin' ny mpanjakan' i Damaskosy ny babo rehetra. Nony niherina ny taona, niakatra hamely an' i Joasa ny tafiky ny Siriana ka dia tonga tany Jodà sy Jerosalema izy. Namono ny lehibe rehetra teo amin' ny vahoaka izy ireo, sy nampitondra ny babo azony rehetra ho any amin' ny mpanjakan' i Damasa. Or, au retour de l' année, l' armée araméenne partit en guerre contre Joas. Elle atteignit Juda et Jérusalem, extermina parmi la population tous les officiers et envoya toutes leurs dépouilles au roi de Damas.