<-
->

2Tt / 2Tan 24:24 For the army of the Syrians came with a small company of men, and the Lord delivered a very great host into their hand, because they had forsaken the Lord God of their fathers. So they executed judgment against Joash. Fa vitsy ny miaramilan' ny Syriana izay tonga teo, nefa Jehovah nanolotra miaramila maro ho eo an-tànany noho ny nahafoizany an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany. Toy izany no nahatanterahan' ireo ny famaliana an' i Joasy. Miaramila vitsy no teo amin' ny tafiky ny Siriana, nefa miaramila maro be no natolotry ny Tompo ho eo an-tànany, satria izy ireo nahafoy an' ny Tompo Andriamanitry ny razany. Nanefa ny fitsarana namely an' i Joasa ny Siriana. Certes, l' armée araméenne n'était venue qu' avec peu d' hommes, mais c' est une armée considérable que Yahvé livra entre ses mains pour l' avoir abandonné, lui, le Dieu de leurs pères. Les Araméens firent justice de Joas,