<-
->

2Tt / 2Tan 24:5 And he gathered together the priests and the Levites, and said to them, Go out unto the cities of Judah, and gather of all Israel money to repair the house of your God from year to year, and see that ye hasten the matter. Howbeit the Levites hastened it not. Dia namory ny mpisorona sy ny Levita izy ka nanao taminy hoe: Mandehana ho any amin' ny tanànan' ny Joda, ka mamoria vola isan-taona amin' ny Isiraely rehetra hanamboarana ny tranon' Andriamanitrareo; ary hafainganonareo ny raharaha. Nefa ny Levita tsy nanafaingana izany. Ka namory ny mpisorona sy ny Levita izy dia nanao taminy hoe: Mandehana hianareo any amin' ny tanànan' i Jodà, ka mamoria vola isan-taona amin' Israely rehetra hanamboarana ny tranon' Andriamanitrareo, ary ataovy faingana izany. Nanao tsy rototra anefa ny Levita, Il réunit les prêtres et les lévites et leur dit : " Partez dans les cités judéennes et recueillez auprès de tous les Israélites de l' argent pour réparer le Temple de votre Dieu, autant qu' il en faudra chaque année. Hâtez cette affaire. " Mais les lévites ne se pressèrent pas.