<-
->

2Tt / 2Tan 24:7 For the sons of Athaliah, that wicked woman, had broken up the house of God; and also all the dedicated things of the house of the Lord did they bestow upon Baalim. Fa ny zanak' i Atalia, ilay vehivavy ratsy fanahy, efa nandrava ny tranon' Andriamanitra; ary ny zavatra masina rehetra tao an-tranon' i Jehovah koa dia efa nateriny ho an' ireo Bala. Fa efa nosimbain' i Atalia mpankahala ny fivavahana mbamin' ireo zanany ny tranon' Andriamanitra, ary efa nentiny hatao amin' ireo Baala ny zavatra rehetra voatokana ho an' ny tranon' ny Tompo. Athalie et ses fils qu' elle a pervertis ont endommagé le Temple de Dieu et ont même attribué aux Baals tous les revenus sacrés du Temple de Yahvé. "