<-
->

2Tt / 2Tan 25:17 Then Amaziah king of Judah took advice, and sent to Joash, the son of Jehoahaz, the son of Jehu, king of Israel, saying, Come, let us see one another in the face. Ary Amazia. mpanjakan' ny Joda, naka hevitra, dia naniraka tany amin' i Joasy, zanak' i Joahaza, zanak' i Jeho, mpanjakan' ny Isiraely, izy hanao hoe: Avia, aoka isika hihaona. Naka hevitra Amasiasa mpanjakan' i Jodà, dia naniraka tany amin' i Joasa zanak' i Joakaza, zanak' i Jehò, mpanjakan' Israely, hilaza hoe: Avia hifankahita mifanatrika isika. Fa izao no teny nampitondrain' i Joasa mpanjakan' Israely an' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà: Après avoir tenu conseil, Amasias, roi de Juda, envoya dire à Joas, fils de Joachaz, fils de Jéhu, roi d' Israël : " Viens et mesurons-nous! "