<-
->

2Tt / 2Tan 25:20 But Amaziah would not hear; for it came of God, that he might deliver them into the hand of their enemies, because they sought after the gods of Edom. Fa tsy nanaiky Amazia, satria avy tamin' Andriamanitra izany, mba hanolorany azy ho eo an-tànan' ny fahavalony noho ny nitadiavany ny andriamanitry ny Edomita. Tsy nohenoin' i Amasiasa akory izany, fa avy amin' Andriamanitra izany, hanolorany azy ho eo an-tanan' ny fahavalo, noho izy nivavaka tamin' ny andriamanitr' i Edoma. Mais Amasias n'écouta pas; c'était le fait de Dieu qui voulait livrer ces gens-là pour avoir recherché les dieux d'Édom.