<-
->

2Tt / 2Tan 25:21 So Joash the king of Israel went up; and they saw one another in the face, both he and Amaziah king of Judah, at Bethshemesh, which belongeth to Judah. Ka dia niakatra Joasy, mpanjakan' ny Isiraely; ary izy sy Amazia, mpanjakan' ny Joda, nihaona tany Beti-semesy izay an' i Joda. Dia niakatra Joasa mpanjakan' Israely, ka nifankahita nifanatrika tao Betsamesa any Jodà izy sy Amasiasa, mpanjakan' i Jodà. Joas, roi d' Israël, se mit en campagne. Ils se mesurèrent, lui et Amasias, roi de Juda, à Bet-Shémesh qui appartient à Juda.