<-
->

2Tt / 2Tan 25:23 And Joash the king of Israel took Amaziah king of Judah, the son of Joash, the son of Jehoahaz, at Bethshemesh, and brought him to Jerusalem, and brake down the wall of Jerusalem from the gate of Ephraim to the corner gate, four hundred cubits. Ary Amazia, mpanjakan' ny Joda, zanak' Joasy, zanak' i Joahaza, dia nosamborin' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, tany Beti-semesy ka nentiny nankany Jerosalema; ary nandravan' i Joasy efa-jato hakiho ny mandan' i Jerosalema hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady anjorony. Ary Amasiasa, mpanjakan' i Jodà, zanak' i Joasa, zanak' i Joakaza dia nosamborin' i Joasa mpanjakan' Israely tany Betsamesa, nentiny nankany Jerosalema dia nandravany zato hakiho ny mandan' i Jerosalema, hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady an-jorony; Quant au roi de Juda, Amasias, fils de Joas, fils d' Ochozias, le roi d' Israël Joas le fit prisonnier à Bet-Shémesh et l' emmena à Jérusalem. Il fit une brèche au rempart de Jérusalem, depuis la porte d'Éphraïm jusqu'à la porte de l' Angle, sur quatre cents coudées.