<-
->

2Tt / 2Tan 26:15 And he made in Jerusalem engines, invented by cunning men, to be on the towers and upon the bulwarks, to shoot arrows and great stones withal. And his name spread far abroad; for he was marvellously helped, till he was strong. Ary nanao fiadiana lehibe tany Jerosalema izy, natao araka ny marika vitan' ny mahay zavatra, hapetraka eo amin' ny tilikambo sy eo an-tampon' ny manda mba handefasana zana-tsipìka sy vato lehibe. Ary niely lavitra ny lazan' i Ozia; fa mahagaga ny nanampiana azy, ka tonga mahery tokoa izy. Nampanao milina tao Jerosalema koa izy, noforonin' ny tompo-marika anankiray, hapetraka any amin' ny tilikambo sy ny zoro-manda, handefasana zana-tsipìka amam-bato lehibe. Lasa lavitra ny lazany, fa nampiana fatratra izy, ka tonga nahery tokoa. Il fit faire à Jérusalem des engins inventés par les ingénieurs, à placer sur les tours et les saillants pour lancer des flèches et de grosses pierres. Son renom s'étendit au loin, et il dut sa puissance à un secours vraiment miraculeux.