<-
->

2Tt / 2Tan 26:6 And he went forth and warred against the Philistines, and brake down the wall of Gath, and the wall of Jabneh, and the wall of Ashdod, and built cities about Ashdod, and among the Philistines. Ary nivoaka izy ka niady tamin' ny Filistina, dia nandrava ny mandan' i Gata sy ny an' i Jabne sy ny an' i Asdoda ary nanao tanàna tany Asdoda sy tany amin' ny Filistina. Nandeha niady tamin' ny Filistina izy, nazerany avokoa ny mandan' i Geta sy ny mandan' i Jabnia ary ny mandan' i Azota, dia nanao tanàna tany amin' ny faritanin' i Azota sy tany amin' ny Filistina izy. Il partit combattre les Philistins, démantela les murailles de Gat, celles de Yabné et d' Ashdod, puis restaura des villes dans la région d' Ashdod et chez les Philistins.