<-
->

2Tt / 2Tan 27:1 Jotham was twenty and five years old when he began to reign, and he reigned sixteen years in Jerusalem. His mother' s name also was Jerushah, the daughter of Zadok. Dimy amby roa-polo taona Jotama, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin' i Zadoka. Dimy amby roapolo taona Joatama, fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosà zanak' i Sadaoka. Yotam avait vint-cinq ans à son avènement et il régna seize ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Yerusha, fille de Sadoq.