<-
->

2Tt / 2Tan 27:7 Now the rest of the acts of Jotham, and all his wars, and his ways, lo, they are written in the book of the kings of Israel and Judah. Ary ny tantaran' i Jotama sisa mbamin' ny adiny rehetra sy ny fanaony, indro, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Isiraely sy ny Joda izany. Ny asa nataon' i Joatama sisa, ny ady rehetra nataony sy izay rehetra vitany, indro fa efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' Israely sy Jodà avokoa. Le reste de l' histoire de Yotam, toutes ses guerres et sa politique, est écrit dans le livre des rois d' Israël et de Juda.