<-
->

2Tt / 2Tan 27:8 He was five and twenty years old when he began to reign, and reigned sixteen years in Jerusalem. Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Dimy amby roapolo taona izy fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Il avait vingt-cinq ans à son avènement et il régna seize ans à Jérusalem.