<-
->

2Tt / 2Tan 28:10 And now ye purpose to keep under the children of Judah and Jerusalem for bondmen and bondwomen unto you: but are there not with you, even with you, sins against the Lord your God? Ary ankehitriny ny taranak' i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovanivareo; ka moa ianareo ireo va tsy mba manan-keloka amin' i Jehovah Andriamanitrareo koa? Ary ankehitriny mbola kasainareo hampanekena ho andevolahinareo sy andevovavinareo koa ny taranak' i Jodà sy Jerosalema! Fa hianareo kosa, moa tsy mba manan-keloka amin' ny Tompo Andriamanitrareo va hianareo? Et vous parlez maintenant de réduire les enfants de Juda et de Jérusalem à devenir vos serviteurs et vos servantes! Mais vous-mêmes, n'êtes-vous pas coupables envers Yahvé votre Dieu ?