<-
->

2Tt / 2Tan 28:21 For Ahaz took away a portion out of the house of the Lord, and out of the house of the king, and of the princes, and gave it unto the king of Assyria: but he helped him not. Fa efa nalain' i Ahaza ny zavatra tao an-tranon' i Jehovah sy tao an-tranon' ny mpanjaka sy ny an' ny mpanapaka, ary efa nomeny ny mpanjakan' i Asyria, nefa tsy nahasoa azy akory izany. Nalain' i Akaza ny zavatra tao an-tranon' ny Tompo sy ny tao an-tranon' ny mpanjaka mbamin' ny lehibe ka nanao fanatitra ho an' ny mpanjakan' i Asiria, fa tsy nahazo fanampiana tamin' izany izy. mais Achaz dut prélever une part des biens du Temple de Yahvé et des maisons royale et princières, pour les envoyer au roi d' Assyrie, sans recevoir secours de lui.