<-
->

2Tt / 2Tan 28:24 And Ahaz gathered together the vessels of the house of God, and cut in pieces the vessels of the house of God, and shut up the doors of the house of the Lord, and he made him altars in every corner of Jerusalem. Ary Ahaza nanangona ny fanaky ny tranon' Andriamanitra ka namakivaky azy ary nandrindrina ny varavaran' ny tranon' i Jehovah sady nanao alitara teny amin' ny zoron-dalana rehetra tany Jerosalema. nangonin' i Akaza ny fanaky ny tranon' Andriamanitra, ka novakivakiny ny fanaky ny tranon' Andriamanitra ary narindriny ny varavaran' ny tranon' ny Tompo, dia teny amin' ny zoron-dalana rehetra tao Jerosalema no nanaovany otely. Achaz rassembla le mobilier du Temple de Dieu, il le mit en pièces, ferma les portes du Temple de Yahvé et se fit des autels à tous les coins de rue de Jérusalem;