<-
->

2Tt / 2Tan 28:25 And in every several city of Judah he made high places to burn incense unto other gods, and provoked to anger the Lord God of his fathers. Ary teny amin' ny tanànan' ny Joda rehetra dia nanaovany fitoerana avo handoroana ditin-kazo manitra ho an' ny andriamani-kafa, ka dia nahatezitra an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy. Tany amin' ny tanànan' i Jodà no nasiany fitoerana avo tsirairay avy, hanaterany zava-manitra ho an' ny andriamani-kafa, ka dia nahatezitra an' ny Tompo Andriamanitry ny razany izy. il institua des hauts lieux dans toutes les cités judéennes pour y encenser d' autres dieux, et provoqua l' irritation de Yahvé, le Dieu de ses pères.