<-
->

2Tt / 2Tan 28:27 And Ahaz slept with his fathers, and they buried him in the city, even in Jerusalem: but they brought him not into the sepulchres of the kings of Israel: and Hezekiah his son reigned in his stead. Ary Ahaza lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanàna Jerosalema izy, fa tsy mba natao tao amin' ny fasan' ny mpanjakan' ny Isiraely. Ary Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy. Dia nodimandry any amin' ny razany Akaza, ka nalevina tao an-tanàna, tao Jerosalema, fa tsy mba naiditra tao amin' ny fasan' ny mpanjakan' Israely. Ary Ezekiasa zanany no nanjaka nandimby azy. Achaz se coucha avec ses pères, on l' enterra dans la Cité, à Jérusalem, sans le transporter dans les tombeaux des rois d' Israël. Son fils Ézéchias régna à sa place.