<-
->

2Tt / 2Tan 28:6 For Pekah the son of Remaliah slew in Judah an hundred and twenty thousand in one day, which were all valiant men; because they had forsaken the Lord God of their fathers. Fa Peka, zanak' i Remalia, nahafaty olona roa alina sy iray hetsy indray andro tamin' ny Joda, dia lehilahy mahery avokoa, noho ny nahafoizan' ireny an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany. Indray andro monja dia nisy roa alina sy iray hetsy, samy lehilahy mahery avokoa, no matin' i Fasea zana-dRomeliasa, tamin' i Jodà, satria izy ireo nahafoy an' ny Tompo Andriamanitry ny razany. Péqah, fils de Remalyahu, tua en un seul jour cent vingt mille hommes en Juda, tous vaillants, pour avoir abandonné Yahvé, le Dieu de leurs pères.