<-
->

2Tt / 2Tan 28:7 And Zichri, a mighty man of Ephraim, slew Maaseiah the king' s son, and Azrikam the governor of the house, and Elkanah that was next to the king. Ary Zikry, lehilahy mahery tamin' ny Efraima, namono an' i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka. Novonoin' i Zekrì mpiadin' i Efraima, Maasiasa zanaky ny mpanjaka, sy Ezrikà lehiben' ny tao an-tranon' ny mpanjaka, ary Elkanà, faharoa manarakaraka ny mpanjaka. Zikri, héros éphraïmite, tua Maaséyahu, fils du roi, Azriqam, chef du palais, et Elqana le lieutenant du roi.