<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 28:9 | But a prophet of the |
Ary nisy mpaminanin' i Jehovah tao, Odeda no anarany, izay nivoaka hitsena ny miaramila, raha nankany Samaria, izy ka nanao taminy hoe: He! ny nahatezeran' i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, tamin' ny Joda no nanolorany azy ho eo an-tananareo, dia novonoinareo ireny tamin' ny fahatezerana manakatra ny lanitra. | Nisy mpaminanin' ny Tompo kosa tao atao hoe Odeda; dia nivoaka izy hitsena ny miaramila sady nankany Samaria, ka nanao taminy hoe: Noho ny hatezeran' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo tamin' i Jodà no nanolorany azy ho eo an-tànanareo, ka efa namono azy tamin-karomontana manakatra ny lanitra hianareo. | Il y avait là un prophète de |