<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 29:25 | And he set the |
Ary ny mpanjaka nametraka ny Levita tao an-tranon' i Jehovah hitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, araka ny didin' i Davida mpanjaka sy Gada, mpahitan' ny mpanjaka, sy Natana mpaminany; fa izany no didin' i Jehovah nampitondrainy ny mpaminaniny. | Nasainy nalahatra teo an-tranon' ny Tompo ny Levita, samy mitondra kipantsona sy valiha ary harpa, araka ny didin' i Davida sy Gada, mpahitan' ny mpanjaka, ary Natàna mpaminany, fa didy avy amin' ny Tompo tamin' ny alàlan' ny mpaminany, izany. | Il plaça ensuite les lévites dans le Temple de |