<-
->

2Tt / 2Tan 3:4 And the porch that was in the front of the house, the length of it was according to the breadth of the house, twenty cubits, and the height was an hundred and twenty: and he overlaid it within with pure gold. Ary ny amin' ny lavarangana fidirana izay teo anoloany, ny lavany dia roa-polo hakiho, dia araka ny sakan' ny trano ihany, ary ny hahavony dia roa-polo amby zato hakiho; ary nopetahany takela-bolamena tsara ny ao anatiny. Ny lavarangana fidirana izay eo anoloan' ny halavan' ny trano dia roapolo hakiho ny lavany, araka ny sakan' ny trano, ary roapolo amby zato hakiho ny hahavony; nopetahan' i Salomona volamena madio ny atiny. Le vestibule qui se trouvait par devant avait une longueur de vingt coudées couvrant la largeur de la maison et une hauteur de cent vingt coudées. Salomon en revêtit d' or pur l' intérieur.