<-
->

2Tt / 2Tan 31:6 And concerning the children of Israel and Judah, that dwelt in the cities of Judah, they also brought in the tithe of oxen and sheep, and the tithe of holy things which were consecrated unto the Lord their God, and laid them by heaps. Ary ny Isiraely sy ny Joda, izay nonina tany an-tanànan' ny Joda, nitondra ny fahafolon-karena koa, dia omby sy ondry aman' osy, ary ny fahafolon' ny zavatra masina izay nohamasinina ho an' i Jehovah Andriamaniny, ary navosainy nitokotoko maro ireny. Ny zanak' Israely sy Jodà, nonina teo amin' ny tanànan' i Jodà koa, dia nitondra ny fahafolon-karena tamin' ny omby aman' ondry, mbamin' ny fahafolon-karena tamin' ny zavatra masina rehetra natokana ho an' ny Tompo Andriamaniny, ka natokotoko ho antontany maro. Les Israélites et les Judéens, qui habitaient les cités judéennes, apportèrent eux aussi la dîme du gros et du petit bétail et la dîme des choses saintes consacrées à Yahvé; ils les apportèrent, tas après tas.