<-
->

2Tt / 2Tan 32:10 Thus saith Sennacherib king of Assyria, Whereon do ye trust, that ye abide in the siege in Jerusalem? Izao nolazain' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo ? Izao no lazain' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria: Inona izato itokianareo, no dia mihiboka atao fahirano ato Jerosalema ka tra-pahoriana hianareo? " Ainsi parle Sennachérib, roi d' Assyrie : Sur quoi repose votre confiance pour demeurer ainsi dans Jérusalem assiégée ?