<-
->

2Tt / 2Tan 32:19 And they spake against the God of Jerusalem, as against the gods of the people of the earth, which were the work of the hands of man. Ary Andriamanitr' i Jerosalema koa dia mba nolazainy toy ny filazàny ireny andriamanitry ny firenena tany amin' ny tany hafa ireny, izay asan' tànan' olona ihany. Mova tsy ny filaza ny andriamanitry ny firenena amin' ny tany, asan-tanan' olombelona ihany, no filazany ny Andriamanitr' i Jerosalema! ils parlaient du Dieu de Jérusalem comme de l' un des dieux des peuples de la terre, oeuvre de mains humaines.