<-
->

2Tt / 2Tan 32:27 And Hezekiah had exceeding much riches and honour: and he made himself treasuries for silver, and for gold, and for precious stones, and for spices, and for shields, and for all manner of pleasant jewels; Ary Hezekia nanana harena sy voninahitra be indrindra; dia nanao trano firaketana izy hitehirizany ny volafotsy sy ny volamena sy ny vato soa sy ny zava-manitra sy ny ampinga mbamin' izay fanaka tsara rehetra, Nanan-karena amam-boninahitra be Ezekiasa. Nahangona rakitra miavosa izy, dia volafotsy, volamena, vatosoa, zava-manitra, ampinga ary zavatra mahate-hanana isan-karazany. Ézéchias eut pléthore de richesses et de gloire. Il se constitua des trésors en or, argent, pierres précieuses, onguents, joyaux et toutes sortes d' objets précieux.