<-
->

2Tt / 2Tan 32:31 Howbeit in the business of the ambassadors of the princes of Babylon, who sent unto him to enquire of the wonder that was done in the land, God left him, to try him, that he might know all that was in his heart. Nefa noho ny amin' ny irak' ireo mpanapaka tany Babylona, izay naniraka tany aminy mba hanontany ny amin' ny zava-mahagaga natao teo amin' ny tany, dia nilaozan' Andriamanitra izy, mba hizahany toetra azy hahalalany izay rehetra ao am-pony. Tamin' ireo iraka nirahin' ny lehiben' i Babilona, hanontany azy ny amin' ny zava-mahagaga natao teo amin' ny tany, hany nandaozan' Andriamanitra azy, dia ny hizahany toetra azy, mba hahalalany ny ao am-pony rehetra. Et même avec les interprètes des officiers babyloniens envoyés près de lui pour enquêter sur le miracle qui avait eu lieu dans le pays, c' est pour l'éprouver que Dieu l' abandonna, et pour connaître le fond de son coeur.