<-
->

2Tt / 2Tan 32:8 With him is an arm of flesh; but with us is the Lord our God to help us, and to fight our battles. And the people rested themselves upon the words of Hezekiah king of Judah. Sandry nofo no momba azy, fa Jehovah Andriamanitsika kosa no momba antsika hamonjy antsika ka hiady ny adintsika. Ary dia niankina tamin' ny tenin' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda, ny olona. Sandry nofo no momba azy, fa Iaveh Andriamanitsika kosa no momba antsika, hanampy antsika sy hitarika ny fanafihantsika. Natoky ny tenin' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà ny vahoaka. Avec lui il n' y a qu' un bras de chair, mais avec nous il y a Yahvé, notre Dieu, qui nous secourt et combat nos combats. " Le peuple fut réconforté par les paroles d'Ézéchias, roi de Juda.