<-
->

2Tt / 2Tan 33:18 Now the rest of the acts of Manasseh, and his prayer unto his God, and the words of the seers that spake to him in the name of the Lord God of Israel, behold, they are written in the book of the kings of Israel. Ary ny tantaran' i Manase sisa mbamin' ny vavaka nataony tamin' Andriamaniny sy ny tenin' ireo mpahita izay niteny taminy tamin' ny anaran' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely indro, ao amin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely izany. Ny asan' i Manase sisa, ny vavaka nataony tamin' Andriamaniny, ny tenin' ireo mpahita niteny taminy tamin' ny anaran' ny Tompo Andriamanitr' Israely, dia efa samy voasoratra ao amin' ny asan' ny mpanjakan' Israely. Le reste de l' histoire de Manassé, la prière qu' il fit à son Dieu et les paroles des voyants qui s' adressèrent à lui au nom de Yahvé, Dieu d' Israël, se trouvent dans les Actes des rois d' Israël.