<-
->

2Tt / 2Tan 33:22 But he did that which was evil in the sight of the Lord, as did Manasseh his father: for Amon sacrificed unto all the carved images which Manasseh his father had made, and served them; Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah tahaka ny nataon' i Manase rainy ihany izy; fa ny sarin-javatra voasokitra rehetra nataon' i Manase rainy dia namonoan' i Amona zavatra hatao fanatitra ka notompoiny; Nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo, tahaka ny nataon' i Manase rainy izy, nanao sorona tamin' ny sarin-javatra rehetra nataon-drainy, Amòna, ary nanompo an' ireny. Il fit ce qui déplaît à Yahvé, comme avait fait son père Manassé. Amon sacrifia et rendit un culte à toutes les idoles qu' avait faites son père Manassé.