<-
->

2Tt / 2Tan 34:14 And when they brought out the money that was brought into the house of the Lord, Hilkiah the priest found a book of the law of the Lord given by Moses. Ary raha namoaka ny vola izay nampidirina tao an-tranon' i Jehovah izy, Hilkia mpisorona dia nahita ny bokin' ny lalàn' i Jehovah, ilay nampilazaina an' i Mosesy. Tamin' ny fotoana namoahana ny vola voahatitra tao an-tranon' ny Tompo, dia hitan' i Helkiasa mpisorona, ny bokin' ny lalàn' ny Tompo nomena tamin' ny alalan' i Moizy. Quand on retira l' argent déposé au Temple de Yahvé, le prêtre Hilqiyyahu trouva le livre de la Loi de Yahvé transmise par Moïse.