<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 34:15 | And |
Ary niteny Hilkia ka nanao tamin' i Safana mpanoratra hoe: Ny bokin' ny lalàna dia hitako tao an-tranon' i Jehovah. Dia natolotr' i Hilkia an' i Safana ny boky. | Ka hoy Helkiasa niteny tamin' i Safàna mpanoratra: Hitako tao an-tranon' ny Tompo ny bokin' ny lalàna; ary natolotr' i Helkiasa an' i Safàna ny boky. |