<-
->

2Tt / 2Tan 34:16 And Shaphan carried the book to the king, and brought the king word back again, saying, All that was committed to thy servants, they do it. Ary Safana nitondra ny boky ho any amin' ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon' ny mpanomponao dia nataony avokoa. Dia nentin' i Safàna tany amin' ny mpanjaka, ka nilaza taminy koa izy, nanao hoe: Efa nataon' ny mpanomponao avokoa izay rehetra nasaina nataony; Shaphân remit le livre au roi et lui rapporta encore ceci : " Tout ce qui a été confié à tes serviteurs, ils l' exécutent,