<-
->

2Tt / 2Tan 34:22 And Hilkiah, and they that the king had appointed, went to Huldah the prophetess, the wife of Shallum the son of Tikvath, the son of Hasrah, keeper of the wardrobe; (now she dwelt in Jerusalem in the college:) and they spake to her to that effect. Ary Hilkia sy izay notendren' ny mpanjaka dia nankany amin' i Holda mpaminanivavy, vadin' i Saloma, zanak' i Tokehata, zanak' i Hasra, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tany Jerosalema tao amin' ny tanàna ambany ravehivavy) ary niresaka izany taminy izy ireo. Dia lasa Helkiasa mbamin' ireo voatendrin' ny mpanjaka, nankany amin' i Holdà mpaminany vavy, vadin' i Seloma, zanak' i Tekoata, zanak' i Hasrà, mpitahiry ny fitafiana. Tao Jerosalema amin' ny faritany faharoa ravehivavy no nitoetra. Nony voalazan' izy ireo taminy ny nanirahana azy, dia izao no nalazany azy ireo: Hilqiyyahu et les gens du roi se rendirent auprès de la prophétesse Hulda, femme de Shallum, fils de Toqhat, fils de Hasra, la gardien des vêtements; elle habitait à Jérusalem dans la ville neuve. Ils lui parlèrent en ce sens