<-
->

2Tt / 2Tan 34:24 Thus saith the Lord, Behold, I will bring evil upon this place, and upon the inhabitants thereof, even all the curses that are written in the book which they have read before the king of Judah: Izao no lazain' i Jehovah: Indro, Izaho hahatonga loza amin' ity tanàna ity sy amin' ny mponina eto, dia ny ozona rehetra izay voasoratra ao amin' ilay boky efa novakina teo anatrehan' ny mpanjakan' ny Joda. Indro aho hampidi-doza amin' ity toerana ity, sy amin' ny mponina ao aminy, dia ny ozona rehetra voasoratra amin' ny boky novakina teo anatrehan' ny mpanjakan' i Jodà. Ainsi parle Yahvé. Je vais amener le malheur sur ce lieu et sur ses habitants, toutes les malédictions écrites dans le livre qu' on a lu devant le roi de Juda,