<-
->

2Tt / 2Tan 34:26 And as for the king of Judah, who sent you to enquire of the Lord, so shall ye say unto him, Thus saith the Lord God of Israel concerning the words which thou hast heard; Fa ny amin' ny mpanjakan' ny Joda kosa izay naniraka anareo hanontany amin' i Jehovah, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin' ny teny izay efa novakinao, Izao no ho lazainareo amin' ny mpanjakan' i Jodà, izay naniraka anareo hanontany amin' ny Tompo: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Ny amin' ny teny efa renao, Et vous direz au roi de Juda qui vous a envoyés pour consulter Yahvé : Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël : les paroles que tu as entendues...