<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 34:3 | For in the eighth year of his reign, while he was yet young, he began to seek after the |
Fa tamin' ny taona fahavalo nanjakany, raha mbola zatovolahy izy, dia niantomboka nitady an' Andriamanitr' i Davida rainy; ary tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo kosa dia niantomboka nanadio an' i Joda sy Jerosalema izy mba tsy hisy fitoerana avo, na Aseraha, na sarin-javatra voasokitra, na sarin-javatra anidina intsony. | Tamin' ny taona fahavalo nanjakany, mbola tanora izy fahizany, dia efa niantomboka nitady ny Andriamanitr' i Davida rainy izy, ary tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo, dia natombony ny fanadiovana an' i Jodà sy Jerosalema, tsy hisy fitoerana avo, na aserah, na sarin-javatra voasokitra, na sarin-javatra anidina. | La huitième année de son règne, n'étant encore qu' un jeune homme, il commença à rechercher le |