<-
->

2Tt / 2Tan 34:33 And Josiah took away all the abominations out of all the countries that pertained to the children of Israel, and made all that were present in Israel to serve, even to serve the Lord their God. And all his days they departed not from following the Lord, the God of their fathers. Ary Josia nanaisotra ny fahavetavetana rehetra tamin' ny tany rehetra izay an' ny Zanak' isiraely sady nandidy izay rehetra teo amin' ny Isiraely hanompo an' i Jehovah Andriamaniny. Tamin' ny andro rehetra niainan' i Josia dia tsy mba niala tamin' ny fanarahana an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ny olona. Nofoanan' i Josiasa avokoa ny fahavetavetana teo amin' ny tany rehetra ananan' ny zanak' Israely, ary nodidiany hanompo an' ny Tompo Andriamaniny, ny olona rehetra teo amin' Israely. Ka raha mbola velona koa izy dia tsy mba niala tamin' ny fanarahana an' ny Tompo Andriamanitry ny razany izy ireo. Josias enleva toute chose abominable de tous les territoires appartenant aux Israélites. Pendant toute sa vie, il mit au service de Yahvé leur Dieu quiconque se trouvait en Israël. Ils ne s'écartèrent pas de Yahvé, le Dieu de leurs pères.