<-
->

2Tt / 2Tan 34:8 Now in the eighteenth year of his reign, when he had purged the land, and the house, he sent Shaphan the son of Azaliah, and Maaseiah the governor of the city, and Joah the son of Joahaz the recorder, to repair the house of the Lord his God. Ary tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakany, rehefa voadiony ny tany sy ny trano, dia naniraka an' i Safana, zanak' i Azalia, sy Mahaseia, komandin' ny tanàna, ary Joa, zanak' i Joahaza, mpitadidy ny raharaham-panjakana, izy mba hamboatra ny tranon' i Jehovah Andriamaniny. Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakany, rahefa voadiony ny tany sy ny tranon' Andriamanitra, dia nirahiny Safàna zanak' i Aslià sy Maasiasa komandin' ny tanàna, ary Johà zanak' i Joakaza mpitahiry bokim-panjakana, hanamboatra ny tranon' ny Tompo Andriamaniny. La dix-huitième année de son règne, dans le but de purifier le pays et le Temple, il envoya Shaphân, fils d' Açalyahu, Maaséyahu, gouverneur de la ville, et Yoah, fils de Yoahaz le héraut, pour réparer le Temple de Yahvé son Dieu.