<-
->

2Tt / 2Tan 35:14 And afterward they made ready for themselves, and for the priests: because the priests the sons of Aaron were busied in offering of burnt offerings and the fat until night; therefore the Levites prepared for themselves, and for the priests the sons of Aaron. Ary rehefa afaka izany, dia nanamboatra io an' ny tenany sy ny mpisorona izy; fa ny mpisorona, taranak' i Arona, nanatitra ny fanatitra dorana sy ny saborany mandra-pahalin' ny andro; fa ny Levita kosa nanamboatra ny Paska ho an' ny tenany sy ny mpisorona, taranak' i Arona. Izay izy ireo vao namboatra ho an' ny tenany sy ho an' ny mpisorona; fa niasa mandra-pahalin' ny andro ny mpisorona, taranak' i Aarona, nanolotra ny sorona dorana sy ny sabora; ka izany no nanamboaran' ny Levita ho an' ny tenany sy ho an' ny mpisorona, taranak' i Aarona. Après quoi ils préparèrent la Pâque pour eux-mêmes et pour les prêtres - les prêtres, fils d' Aaron, ayant été occupés jusqu'à la nuit à offrir l' holocauste et les graisses; c' est pourquoi les lévites préparèrent la Pâque pour eux-mêmes et pour les prêtres, fils d' Aaron.