<-
->

2Tt / 2Tan 35:18 And there was no passover like to that kept in Israel from the days of Samuel the prophet; neither did all the kings of Israel keep such a passover as Josiah kept, and the priests, and the Levites, and all Judah and Israel that were present, and the inhabitants of Jerusalem. Fa tsy nisy Paska notandremana toy izany teo amin' ny Isiraely na dia hatramin' ny andron' i Samoela mpaminany aza; ary ny mpanjakan' ny Isiraely rehetra tsy nisy nitandrina ny Paska tahaka izay nataon' i Josia sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny Joda rehetra sy ny Isiraely izay vory teo ary ny mponina tany Jerosalema. Tsy mbola nisy Paka nankalazaina toy izany teo amin' Israely, hatramin' ny andron' i Samoela mpaminany; ary tsy mbola nisy mpanjakan' Israely nahavita Paka torak' izay nataon' i Josiasa mbamin' ny mpisorona, ny Levita, Jodà rehetra, sy Israely rehetra izay teo, ary ny mponina tao Jerosalema. On n' avait pas célébré une Pâque comme celle-là en Israël depuis l'époque de Samuel le prophète; aucun roi d' Israël n' avait célébré une Pâque semblable à celle que célébra Josias avec les prêtres, les lévites, tous les Judéens et Israélites présents, et les habitants de Jérusalem.