<-
->

2Tt / 2Tan 35:22 Nevertheless Josiah would not turn his face from him, but disguised himself, that he might fight with him, and hearkened not unto the words of Necho from the mouth of God, and came to fight in the valley of Megiddo. Fa Josia tsy nety nihodina niala taminy, fa nody olon-kafa mba hiady taminy ka tsy nety nihaino ny tenin' i Neko, izay nampilazain' Andriamanitra azy, fa nandeha hiady taminy ihany teo amin' ny lohasahan' i Megido. Tsy nety nihodina niala taminy anefa Josiasa, fa nanao fitafiana hafa izy hamely azy: tsy nohenoiny akory ny tenin' i Nekao, avy amin' ny vavan' Andriamanitra, fa nandroso izy hiady eo amin' ny lemak' i Magedao. Mais Josias ne renonça pas à l' affronter, car il était fermement décidé à le combattre et n'écouta pas ce que lui disait Neko au nom de Dieu. Il livra bataille dans la trouée de Megiddo;