<-
->

2Tt / 2Tan 35:24 His servants therefore took him out of that chariot, and put him in the second chariot that he had; and they brought him to Jerusalem, and he died, and was buried in one of the sepulchres of his fathers. And all Judah and Jerusalem mourned for Josiah. Dia nesorin' ny mpanompony tamin' izany kalesy izany izy, ka napetrany teo amin' ny kalesiny faharoa ary nentiny ho any Jerosalema; dia maty izy ka nalevina tao am-pasan-drazany. Ary ny Joda sy Jerosalema rehetra dia nisaona an' i Josia. Dia nafindran' ny mpanompony avy teo amin' ny kalesy izy, ka napetrany teo amin' ny kalesy hafa izay kalesiny, ka nentiny tao Jerosalema. Maty izy, ka nalevina tao am-pasan-drazany. Nisaona an' i Josiasa avokoa Jodà sy Jerosalema. Ses serviteurs le tirèrent hors de son char, le firent monter sur un autre de ses chars et le ramenèrent à Jérusalem où il mourut. On l' enterra dans les sépultures de ses pères. Tout Juda et Jérusalem firent un deuil pour Josias;