<-
->

2Tt / 2Tan 35:25 And Jeremiah lamented for Josiah: and all the singing men and the singing women spake of Josiah in their lamentations to this day, and made them an ordinance in Israel: and, behold, they are written in the lamentations. Ary Jeremia dia nanao hira fisaonana an' i Josia, ary ny mpihiralahy sy ny mpihiravavy rehetra dia mahatsiahy an' i Josia mandraka androany, raha manao hira fisaonana, ka nataony fanao teo amin' ny Isiraely izany; ary, indro, efa voasoratra ao amin' ny fihirana fisaonana izany. Namoron-kira fisaonana an' i Josiasa Jeremia, ary nilaza an' i Josiasa ny mpihira rehetra na lahy na vavy amin' ny hira fisaonana nataony mandrak' androany, ka tonga fanao eo amin' Israely izany; ka indro fa voasoratra ao amin' ny Fihirana fisaonana izany hira izany. Jérémie composa une lamentation sur Josias, que tous les chanteurs et chanteuses récitent encore aujourd' hui dans leur lamentations sur Josias; on en a fait une règle en Israël, et on trouve ces chants consignés dans les Lamentations.