<-
->

2Tt / 2Tan 35:4 And prepare yourselves by the houses of your fathers, after your courses, according to the writing of David king of Israel, and according to the writing of Solomon his son. ary samia miomana araka ny fianakavianareo avy ianareo, dia araka ny antokonareo, araka ny voasoratr' i Davida, mpanjakan' ny Isiraely, sy araka ny voasoratr' i Solomona zanany koa. Samia hianareo miomana, araka ny fianakavianareo sy ny antokonareo avy araka ny fandaharan' i Davida mpanjakan' Israely sy ny fandaminan' i Salomona zanany. Disposez-vous par familles selon vos classes, comme l' a fixé par écrit David, roi d' Israël, et libellé son fils Salomon.