<-
->

2Tt / 2Tan 35:6 So kill the passover, and sanctify yourselves, and prepare your brethren, that they may do according to the word of the Lord by the hand of Moses. Dia vonoy ny Paska, sady hamasino ny tenanareo, ka manamboara ho an' ny rahalahinareo, hanaovana araka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Mosesy. Dia vonoy ny Paka, hamasino ny tenanareo, ary amboary izy ho an' ny rahalahinareo, hanarahan' ny olona ny tenin' ny Tompo voalaza tamin' i Moizy. Immolez la Pâque, sanctifiez-vous, et soyez à la disposition de vos frères en agissant selon la parole de Yahvé transmise par Moïse. "